Fahamaizana – Jirama :  « tsy hisy ny delestage » hoy ny tomponandraikitra

0

Nirehitra omaly maraina  ny centrale thermique ny orinasa Jirama teny Ambohimanambola. Ny fahanteran’ny fitaovana no ambaran’ny teknisiana ho nahatonga izany. Tsy hisy ny délestage eto Antananarivo na nisy aza ny fahamaizana raha ny fanazavana.