Fahantrana : niha lalim-paka tao anatin’ny 4 taona

0

Niha lalim-paka ny fahantrana amin’ny isan-tokantrano raha ny fanadihadiana natao tamin’ity androany. Ny vahoaka tsy mandady harona no mijinja ny vokatry ny tsy fananan’ny mpitondra fanjakana politika maty paika.