Fahasimban’ny « Rail de sécurité routière » : mitazam-potsiny ny CUA

0

Tsy voara-maso ireo fananana iombonana eto Antananarivo Renivohitra. Tahak’ireo vy fiarovana amin’ny sisin’arabe etsy Marais Masay na ireo rail de sécurité routière. Simba ny ampahany betsaka amin’ny fotodrafitr’asa. Tsy hita ny andraikitra raisin’ny kaominina Renivohitra Antananarivo.