Accueil Société Fahatapahan-jiro : any amin’ny faran’ny taona 2022 no vinavinaina vao tsy ho hisy

Fahatapahan-jiro : any amin’ny faran’ny taona 2022 no vinavinaina vao tsy ho hisy

0
Fahatapahan-jiro : any amin’ny faran’ny taona 2022 no vinavinaina vao tsy ho hisy

Vokatry ny tsy fifankazahoana teo anivon’ireo mpanafatra solika sy ny mpiasan’ny Douanes ao Toamasina ka tsy nahafahana namoaka ireo solika ampiasain’ny orinasa JIRAMA no nahatonga ny fahatapahan-jiro nanomboka ny sabotsy lasa teo hoy ny tale ny kabinetra ny Minisiteran’ny Angovo sy ny Akoranafo androany.