Fahatapahan-jiro : niverina indray

0

Niverina saika manerana an’Antananarivo indray tato ho ato ny fahatapahan-jiro izay maharitra ora maromaro raha toa ka adiny 2 ny faharetan’ny fehi-potoana nampahafantarin’ny JIRAMA foibe ahatapahan’izany ho an’ireo toerana rehetra voakasik’izany.