Fahatongavan’i Papa François : hentitra ny fitandroana ny filaminana

0

Ho hentitra ny fandaminana sy ny fitandroana ny filaminana eto Andrenivohitra mandritran’ny fitsidihan’ni Papa François an’i Madagasikara manomboka ny andron’ny rahampitso zoma. Fepetra maro samihafa araka no raisina ho fitandroana ny filaminana.