Fahatongavan’i Papa François : ho hentitra ny fitandroana ny filaminana

0

Ho hentitra ny fandaminana sy ny fitandroana ny filaminana eto Andrenivohitra mandritran’ny fitsidihan’ni Papa François an’i Madagasikara manomboka ny faha 6 ny volana septambra izao. Fepetra maro no noraisina mahakasika izany.