Fahatongavan’ny Papa François : tapaka ny lalana Ivato – Tsarasaotra – Nonciature Ivandry

0

Hisian’ny lamina amin’ny fitsidihan’ny Pape François eto Madagasikara, maro ny fepetra noraisin’ireo mpikarakara, isany amin’izany ny fanapahana ny lalana rehetra izay hizoran’ny delegasiona. Fepetra izay noraisina ahafahan’ny rehetra mihanoka amin’ny fandraisana ny vahiny manan-kaja.