Accueil Société Fahatongavan’ny Papa Ray Masina : hamboarin’ny fitondram-panjakana ny lalana handalovany

Fahatongavan’ny Papa Ray Masina : hamboarin’ny fitondram-panjakana ny lalana handalovany

0
Fahatongavan’ny Papa Ray Masina : hamboarin’ny fitondram-panjakana ny lalana handalovany

Ankoatry ny fanamboaran-dalana hiarahan’ny mpamatsy vola sy ny fitondram-panjakana miasa, amboarin’ny fitondram-panjakana avokoa ankehitriny ireo lalana handalovan’ny Papa Ray Masina rehetra. Toerana maro no voakasik’izay .

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici