Accueil Politique Fahaverezan’ny volamena 36,43kg : nametraka fitoriana ny eo anivon’ny Primatiora

Fahaverezan’ny volamena 36,43kg : nametraka fitoriana ny eo anivon’ny Primatiora

0
Fahaverezan’ny volamena 36,43kg : nametraka fitoriana ny eo anivon’ny Primatiora

Isan’ireo nametraka fitoriana mahakasika ny fahaverezan’ilay volamena milanja 36,433 kg teo anivon’ny Minisiteran’ny Harena ankibon’ny tany sy ny loharanonkarena stratejika ny avy eo anivon’ny DLC Na ny Direction de la Législation et du Contentieux ao anivon’ny Primatiora sy ny Praiminisitra NTSAY Christian. Andrasana ity farany ny tohin’ny fanadihadiana.