Fahavitan-tena ara-bary : tokony ho tratra amin’ny taona ho avy.

0

Tokony ho tratra amin’ny taona ho avy ny fahavitan-tena ara-bary eto Madagasikara hoy ny minisitra tomponandraikitra. Efa hita ny fomba hanapariahana ny teknika hahafahana mampiakatra ny vokatra raha ny fanazavana.