Accueil Société Fakan- kevitra momba ny fanitsiana ny lalànan’ny serasera : nitohy tao Antsirabe

Fakan- kevitra momba ny fanitsiana ny lalànan’ny serasera : nitohy tao Antsirabe

0
Fakan- kevitra momba ny fanitsiana ny lalànan’ny serasera : nitohy tao Antsirabe

Tao Antsirabe no nanohizana ny fakan- kevitra isam- paritany momba ny fanitsiana ny lalànan’ny serasera eto Madagasikara omaly. Ny hevitry ny mpanao gazety no nohenoina ho entina manatsara sy mandrafitra ny lalanan’ny serasera izay hifehy azy ireo.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici