Fakan’olontsotra ny faritra arovana Andakibe : mitokona ny mponina

0

Mitokona ireo mponina any Andakibe Antsiraka. Antony, raha ny fanadihadiana natao, misy olontsotra mamaritra ny faritra arovana antsoina hoe pointe à Larre any an – toerana.