Accueil Politique Famatsiambola avy any ivelany : Tsy misy ny mangaraharaha

Famatsiambola avy any ivelany : Tsy misy ny mangaraharaha

0
Famatsiambola avy any ivelany : Tsy misy ny mangaraharaha

Namoaka tatitra sy fanadihadiana mikasika ny famatsiambola azon’ny firenena malagasy taorian’ny conférence des bailleurs et investisseurs tany Paris ny volana Desambra teo ny Club Développement et Ethique. Tetibola fanomezana sy trosa no mamaritra ireo famatsiambola voarain’ny firenena ireo. Tsy ampy ny mangaraharaha amin’ny fahazoana ireo famatsiambola ireo. Tokony hisy ny rafitra apetraka hanara-maso ny fandrindrana sy ny fampiasana ireo teti-bola ireo araka ity tatitra navoakan’ny CDE ity.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici