Famatsiana ranon’ny JIRAMA : mizotra amin’ny famahana olana

0

Ao anatin’ny fanamaivanana ny olan’ny famatsian-drano eto Antananarivo amin’izao fotoana izao ireo tomponandraikitra eo anivon’ny JIRAMA. Maro lafy ireo vahaolana raisina ho famaliana ny hetahetan’ny mpanjifa.