Accueil Société Fambolen-kazo 2021 : tsy mbola fantatra ny fotoana hanombohana ofisialy

Fambolen-kazo 2021 : tsy mbola fantatra ny fotoana hanombohana ofisialy

0
Fambolen-kazo 2021 : tsy mbola fantatra ny fotoana hanombohana ofisialy

Tsy mbola fantatra hatreto ny fotoana hanokafana amin’ny fomba ofisialy ny taom-pambolen-kazo ho an’ity taona ity, na izany aza efa vonona ireo tanin-janakazo manerana ny Nosy. Hampiavaka ity taona ity hoy ny tomponandraikitra eo anivon’ny minisiteran’ny tontolo iainana, miankina amin’ny filàna isam-paritra ny karazan-kazo hambolena.