Famerenana ny fandriampahalemana : zava-dehibe ny fifanomezan-tanana.

0

Zava-dehibe ny fifanomezan-tanana hahafahana mamerina ny filaminana eto Madagasikara. Omaly sabotsy sy ny zoma lasa teo, basy maromaro no saron’ny zandary vokatr’izay fiaraha-miasa amin’ny vahoaka izay.