Famerenana ny « Iles Eparses » : hisy kaomisona hatsangana

0

Hijery vahaolana mikasika ny fitantanana ny Iles Eparses ny Firenena Malagasy sy ny Firenena Frantsay araka ny nivoitra androany nandritry ny fihaonan’ny filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara, sy ny Filohampirenena Frantsay. Ankilany, nambaran’ny Filoha Emmanuel Macron fa hiamafy ny fiarahamiasan’ny firenena 2 tonta.