Fametrahana GPS amin’ny Taxi-brousse : RN2 sy RN 5, hatomboka ny volana oktobra izao

0

Taorian’ny taxibe eto Antananarivo Renivohitra, hatomboka ny faran’ny volana Septambra ho avy izao ny fametrahana GPS amin’ireo taxibrousse mampiasa ny lalam-pirenena faha -2 sy ny lalam-pirenena faha -5. Tanjona ny hampihena ny lozam-pifamoivoizana sy ny firosoana amin’ny tsara kokoa hatrany eo amin’ny sehatry ny fitaterana.