Fametrahana « Puce électronique » : najoro ny komity mpandrindra

0

Najoro androany ny « Comité de pilotage » na ny Komity mpandrindra ny tetikasan’ny filohan’ny Repoblika amin’ny fametrahana ny « Puce électronique » amin’ny omby. Ady amin’ny tsy fandriampahalemana, izay mampitaraina ny vahoaka amin’izao fotoana no tanjona.