Accueil Economie Famokarana solika maneran-tany : hihena hatramin’ny 10 Tapitrisa barils isan’andro

Famokarana solika maneran-tany : hihena hatramin’ny 10 Tapitrisa barils isan’andro

0
Famokarana solika maneran-tany : hihena hatramin’ny 10 Tapitrisa barils isan’andro

Manoloana ny fiparitahan’ny valanaretina Coronavirus manerantany izay nisy fiantraikany goavana amin’ny vidin-tsolika eo amin’ny tsena iraisam-pirenena, hihena hatramin’ny 10Tapitrisa barils isan’andro ny famokarana solika manerantany manomboka ny Volana Mai izao . Izay no vokatry ny fifanarahan’ireo firenena mivondrona eo anivon’ny OPEP. Raha ny fanazavan’ny mpahay toekarena, tsy tokony hisy fiantraikany ao anatin’ny fotoana fohy eto Madagasikara izany.