Accueil Société Famonoana gadra tao amin’ny fonjan’i Farafangana : melohin’ny CNIDH

Famonoana gadra tao amin’ny fonjan’i Farafangana : melohin’ny CNIDH

0
Famonoana gadra tao amin’ny fonjan’i Farafangana : melohin’ny CNIDH

Melohin’ny CNIDH ny tranga famonoana ireo gadra nikasa itsoaka tao amin’ny fonjan’ny Farafangana omaly. Na inona na inona antony hoy izy ireo, zon’ny tsirairay ary tsy azo esorina aminy ny aina.