Famoronana orinasa : niakatra 26% ny taona 2017

0

Nahitana fiakarany ny tahan’ny famoronana orinasa eto Madagasikara ny taona 2017 raha ny antontanisa avy amin’ny EDBM. Mbola sakana ho an’ny mpandraharaha anefa ny tosika ara-bola enti-mamorona orinasa sy ny fikarakarana antontan-taratasy raha ny fanazavana.