Famotsiam-bola eto Madagasikara : miliara maro ny vola voakasiky ny fanadihadiana

0

Nitombo 50% mahery raha oharina ny taona 2016 ny raharaha famotsiam-bola nalefan’ny teo anivon’ny SAMIFIN na ny Sampandraharaha Malagasy Iadiana amin’ny Famotsiambola eny amin’ny fitsarana. Tsy misy tamin’ireo voarohirohy tamin’ny raharaha maro ireo anefa no voasazin’ny lalàna hatreto.