Famotsiam-bola : misy orinasa 03 ahiahiana ka nanaovana fanadihadiana

0

Nanaitra ny maro ny fahitana antotan-taratasy voafaritry ny tsiambaratelon’ny fanadihadiana mahakasika famotsiam-bola amina orinasa 03 eto amintsika, miparitaka any anaty tambazotran-tserasera. Antotan-taratasy mahakasika ny tatitry ny fanadihadiana natoan’ny Sampan-draharaha Malagasy Iadiana amin’ny Famotsiam-bola izay ahitana volabe mivezivezy.