Fampandrosoana firenena : Fapandriana adrisa fotsiny ny resaka ataon’ny mpitondra

0

Milaza ho mahatsapa ny fahoriambahoaka ny filohampirenena nandritra ny Fotoambita nivoaka farany teo. Fanabatiana ny vahoaka Malagasy no andraisan’ny maro io nataon’ny mpitondra io. Tsy misy ny fandraisana andraikitra na mandray fepetra tsy mahavaha olana manoloana ny fahantrana mihoapapana iainan’ny vahoaka sy ny firenena izay latsaka ankaterena.