Fampandrosoana ny firenena : iray volana androany no nandraisan’ny Filohampirenena ny asany

0

Iray volana androany ny fianianana nataon’ny filohampirenena Andry Rajoelina teny Mahamasina. Fotoana nandraisany tamin’ny fomba ofisialy ny andraikitra maha filohampirenena azy. Ambetin-teniny tamin’izany ny hoe « asa ary asa avy hatrany ». Efa maro ny zavatra vita sy niarahan’ny rehetra nahita nandritra izay fotoana izay.