Fampandrosoana ny toe-karena : Tsy tokony hakana tahaka avy any ivelany.

0

Sehatra maro no ahitana tsy fanarahan-dalàna miendrika hafetsena maro eto amintsika, indrindra ireo manakaiky ny vahoaka, toy ireo microfinance na banky madinika mampindram-bola  tantsaha sy mpandraharaha madinika eny anivon’ny fiaraha-monina, indrindra any ambanivohitra. Sakana ho an’ny fampandrosoana izany ary fatiantoka ho an’ny tsantsaha raha ny fanazavan’ny mpahay toekarena. Tokony ovaina hifanaraka amin’ny sehetra azo trandrahana eto amintsika ihany koa ny fanabeazana hitondrana fampandrosoana bebe kokoa ho an’ny isam-paritra sy ny firenena.