Fampianarana : tsy mbola niverina ny fampianarana androany

0

Tsy mbola niverina ny fampianarana ho an’ny sekolim-panjakana raha ny zava nisy teny amin’ireo toeram-pampianarana maro teto an-drenivohitra tamin’ity androany ity. Antony, tsy nanaiky sy tsy nankasitraka ilay fifanaovan-tsonia fifanekena teny amin’ny primatiora ny faran’ny herinandro teo, ny ankamaroan’ireo mpampianatra amin’ny tokony hiverenan’ny fampianarana omaly.