Fampidiran-drano fisotro – Anosibe Zaivola: tsy mifampatoky ny mponina sy ny filoham-pokontany

0

Niteraka fifandirana eo amin’ny fokonolona ao Anosibe Zaivola sy ny filohampokotany ny fanamboarana fantsona hatongavan’ny rano fisotro madio isan-tokatrano noho ny kajikajy ara-bola izay tsy mazava amin’ny mponina.