Fampidiran’entana ataon’ny mpiasam-panjakana : hampandoavina hetra manomboka ny 1 jolay izao

0

Tsy maintsy hampandoavina hetra avokoa manomboka ny voalohan’ny volana jolay izao ireo mpiasam-panjakana hampiditra entana avy any ivelany eto Madagasikara, araka ny fepetra noraisin’ny fitondram-panjakana. Ity farany izay tafiditra amin’ny fametrakana ny fanjakana tan-dalàna.