Fampielezan-kevitra : tapitra rahampitso amin’ny 12 ora alina

0

Hifarana rahampitso amin’ny 12 ora alina ny fotonan’ny fampielezankevitra. Amin’ny endrika telo samihafa ny bileta tokona ampiasaiana izay miankina amin’ny isan’ny mpilatsaka ho fidiana ao anatin’ny fari-piadidiana raha toa ka amin’ny endrika roa no hanehoan’ny mpifidy ny safidiny. Afaka mametraka fitoriana ireo kandidà manerana ny Nosy raha misy ny ahiahy sy tsy fanarahan-dalàna.