Fanadihadiana “Agence capsule” sy KOLO TV/FM : ratsy laza ny ankamaroan’ny minisitra anaty governemanta

0

Olompirenena 328 amin’ny 400 nanaovan’ny kolo tv fm sy ny agence capsule fanadihadiana no milaza fa maro amin’ireo minisitra anaty governemanta no manana laza ratsy raha toa ka tokony ho modely izy ireo. Raha ny nambaran’ny manam-pahaizana nanaovana fanadihadiana kosa, any amin’ny fifidianana no hahafahan’ny vahoaka mitsara ny tomponandraikitra voalohany amin’ny fanendrena ny minisitra izay tena ho modely marina, dia ny filohampirenena .