Fanadinam-panjakana : efa voapetraka sy mirindra avokoa ny tetiandro rehetra

0

Efa voapetraka sy mirindra avokoa ny tetiandro hiatrehana ny fanadinam-panjakana amin’ity taom-pianarana 2018-2019 ity hoy ny minisitra tomponandraikitra nandritra ny fandalovany tany Nosy Be Hell ville. Entanina ny ray aman-dreny sy ny mpampianatra hanara-maso ny zaza amin’ny fiatrehana izany.