Accueil Société Fanadinana CEPE : nizotra araky ny tokony ho izy

Fanadinana CEPE : nizotra araky ny tokony ho izy

0
Fanadinana CEPE : nizotra araky ny tokony ho izy

Tontosa tam- pilaminana ny fananadinana CEPE izay notanterahina ny tontolo andro androany Talata faha 27 aogositra manerana an’ i Madagasikara. Saika tsy nahitana olana avokoa ny foibem- panadinana rehetra. Tany Toamasina no nanokafana izany tamin’ny fomba ofisialy ny maraina teo izay natrehin’ny minisitry ny fanabezampirenena.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici