Accueil Economie Fanafarana entana: nitombo 10.8% ny enim-bolana voalohan’ny taona 2021

Fanafarana entana: nitombo 10.8% ny enim-bolana voalohan’ny taona 2021

0
Fanafarana entana: nitombo 10.8%  ny enim-bolana voalohan’ny taona 2021

Tsy mifandanja hatrany ny mizanam-barotr’i Madagasikara. Raha ho an’ny 6 bolana voalohan’ny taona 2021, raha ny antontanisa navoakan’ny banky foiben’I Madagasikara. Niakatra 10.8% ny fanafarana entana raha toa ka tsy nisy afa tsy 0.6% ny fitombon’ny fanondranana entana. Tranga izay namafisin’ny vokatry ny fipariahan’ny valanaretina Covid-19.