Fanaingoana fiara : asa mila fiangaliana

0

Tahaka ny mahazatra anatin’ny fampahalalambaovao, asa miavaka indray no entina aminao androany. Ny karazam-panaingoana fiara, asa iray ataon’i Rita sy Justin tao anatin’ny taona maro. Izay indray no asa miavaka entina aminao amin’ity androany ity.