Fanajana zon’olombelona teto Madagasikara 2016 : Ratsy ny tatitra navoakan’i Etazonia.

0

Maro ireo zon’olombelona voahitsakitsaka eto Madagasikara raha ny tatitry ny firenena amerikanina momba ny zon’olombelona tamin’ny taona 2016. Mila ezaka lehibe ny fanarenana izany ka ilaina ny fanomezana sehatra malalaka ny fikambanana miaro ny zon’olombelona, indrindra fa ny CNIDH, hoy ny fikambanana miaro ny zon’olombelona.