Accueil Société Fanalan-jaza : tsy ampy ny fanamafisana ny lalàna eto Madagasikara momba izany

Fanalan-jaza : tsy ampy ny fanamafisana ny lalàna eto Madagasikara momba izany

0
Fanalan-jaza : tsy ampy ny fanamafisana ny lalàna eto Madagasikara momba izany

Tsy mbola azo atao hatreto ary voararan’ny lalàna ny fanalana zaza ho an’ireo vehivavy eto Madagasikara, na efa nisy aza ny faneken’ny firenena malagasy izany tamin’ny alalan’ny protocole de Maputo. Ilaina araka izany ny fanamafisana ny lalàna momba izany, ahafahana miaro ny ain’ireo vehivavy eo ihany koa ny fanatanterahina ny fanalan-jaza ao anaty ny fanarahana ny fenitra ara-pahasalamana.