Fanambarana lainga amin’ny compte facebook : Tsy mampiasa facebook i Lylison  hoy ny havany.

0

Lainga avokoa ireo fanambarana amin’ny kaonty facebook miisa 2 amin’ny anaran’ny loholona mapar Lylison izay miteraka savorovoro sy resabe. Tsy mampiasa facebook ny tenany raha ny fanazavan’ny fianakaviany. Ramatahora ihany koa no ambadiky ny didim-pitsarana nivoaka manameloka an’ity loholona ity raha ny fanazavan’ny DFP.