Fanamboaran-dalana eto an-drenivohitra : mitohy ny asa.

0

Mitohy ny fanamboarana ny lalana ataon’ny filohan’ny repoblika amin’ny alalan’ny ministeran’ny fanajariana ny tany sy ny toeram-ponenana ary ny asa vaventy eto an-drenivohitra. Mizotra an-tsakany sy an-davany ny tetikasa « rue de tanà » ary misy ireo efa vita.