Fananganana HCJ : Fitsarana hitanila

0

Tsy azo antoka hamoaka fitsarana tsy mitanila ny firafitry ny fitsarana avo hitsara ny mpanatanteraka na ny haute cours de justice. Izay no nambaran’ny mpahay lalàna sady anatin’ny fahefana mpanao lalàna Hanitra RAZAFIMANANTSOA. Tara loatra ihany koa ny fananganana ity rafitra ity.