Accueil Politique Fanaovana kolikoly : mpikambana eo anivon’ny governemanta iray no voasaringotra

Fanaovana kolikoly : mpikambana eo anivon’ny governemanta iray no voasaringotra

0
Fanaovana kolikoly : mpikambana eo anivon’ny governemanta iray no voasaringotra

Antontan-taratasy miisa 40 maha voasaringotra tomponandraiki-panjakana ho nanao kolikoly no nalefan’ny teo anivon’ny Bianco eny anivon’ny fitsarana amin’izao fotoana izao. Mpikambana eo anivon’ny governemanta ny iray tamin’ireo. Ireo raharaha ireo izay teo anelanelan’ny volana Aprily sy volana Jona lasa teo.