Fanapahana hazo – Arboretum Ambatobe : nahato ny fahazoan-dalana

0

Naaton’ny ministeran’ny ala ny fahazon-dàlana hanapaka ny hazo ao amin’ny arboretum Ambatobe. Tara ny fandraisana fanapahan-kevitra, efa  tapaka ny ankabeazan’ny hazo ao an-toerana.