Fanapoahana Tsipoapoaka : tsy miova ny lalàna

0

Tsy azo atao ny manapoaka na mivarotra karazana pétard na tsipoapoaka eto amin’ny tany sy ny firenena Malagasy. Lalàna izay efa mipetraka ary hamafisina hatrany hoy ny avy ao amin’ny minisiteran’ny fiarovam- pirenena.