Fanapoahana vatobe ao Tsarahasina : hanomboka amin’ny herinandro ho avy izao

0

Mampihorohoro ny mponina ao amin’ny fokotany Tsarahasina sy ny manodidina ny fisian’ny vatobe iray izay atahorana hitera-doza. Androany, nidina nijery ny zava-misy teny an-toerana ny ekipan’ny BNGRC niaraka tamin’ireo teknisianina.