Accueil Société Fanariana fako etsy sy eroa : ilana fanabeazana olompirenena

Fanariana fako etsy sy eroa : ilana fanabeazana olompirenena

0
Fanariana fako etsy sy eroa : ilana fanabeazana olompirenena

Hafantarana ny fandrosoan’ny firenena iray ny fahadiovana misy ao aminy. NY mahakasika ny fanariana fako sy fanajana ny manodidina indray no nanaovan’ny Agence Capsule, izay miara-miasa amin’ny KOLO TV fanadihadiana. Tokony hiainga avy ao an-tokatrano ny fitaizana amin’ny fitandrona ny fahadiovana raha ny fanazavan’ny mpiantsehatra amin’ny RF2 eny anivon’ny fokontany.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici