Fanasana ny Filohan’ny Tetezamita tany Mahajanga : tsy zakan’ny Filohampirenena ankehitriny

0

Indro atolotra anao ny fizotran’ny tranga tany Mahajanga, izay niandrasan’ireo mpomba ny Filohan’ny tetezamita teo aloha RAJOELINA Andry, saingy nambara ho nosakanan’ny Filohampirenena ny fiaramanidina saika hitondra azy nihazo an’i Mahajanga. Tranga izay nanomboka ny Alakamisy faha-29 martsa sy ny tontolo andron’ny Zoma faha-30 martsa lasa teo.