Accueil Société Fanavahana fako : ahazoana hatramin’ny 30 000 Ariary anatin’ny iray andro

Fanavahana fako : ahazoana hatramin’ny 30 000 Ariary anatin’ny iray andro

0
Fanavahana fako : ahazoana hatramin’ny 30 000 Ariary anatin’ny iray andro

Asa iray ahazoana hatramin’ny 30 000 Ariary isan’andro ny fanavahana fako araka ny resaka nifanaovan’ny mpanao gazety tamin’i RAZANATSIMA Louisette, izay nanao ity asa ity nandritra ny 20 taona. Misy fiantraikany amin’ity seha-pihariany ity ny fisian’ny valan’aretina Coronavirus raha ny nambarany.