Fanavaozana ny sarintanin’i Madagasikara : efa hisy ny vokatra azo ho ampiasaina

0

Voahaja ny tetiandro napetraka mikasika ny fanavazaona ny saritanin’i Madagasikara tanterahin’ny eo anivon’ny foiben-Taosarintanin’i Madagasikara hiarahana amin’ireo mpiaramiombon’antoka. Ny volana janoary izao no vinavinaina hisy sarintanin’ny faritra maro ho vita.